Entry | 1 mitoko |
Root | 2 toko |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Mitsinjarazara ho toko maro: Efa mitoko ireo ny anana ka firy toko no alainao 5 Mahazo isa amin' ny baolina: Tsy mbola nitoko ihany hatramin' izao ny mpilalao malagasy [1.1] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Anagrams | 12 mitoko, mokoty |
Updated on 2023/08/11 |