|
|
|
|

Entry1  tokozihitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fihenahenana tsy mety mihetsika hiasa na hanampy (ny toko dia atsatoka hiorina mafy eo amin' ny fatana mba tsy hampiongana ny vilany); famitsahana na fitakokoana noho ny hatsiaka
Explanations in English  4  [1.2#654] Stubbornness, obstinacy.
Explanations in French  5  [1.3#715] Action de se blottir de froid, de peur ,
fig. action de ne pas répondre, de rester sournois.
Elementary words  6  toko, zihitra
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Relative verbs :
9  Names :

Updated on 2025/01/21