Entry | 1 zihitra |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 Toetran' ny zavatra mibontsina, midibadiba, mizihizihy, mivonto ho ngeza; vozihitra 9 Toetran' ny olona mihenahena tsy miteny [1.1] |
Explanations in French |
10 L’état de ce qui est gonflé, bouffi, ballonné, dilaté 11 figuré: l’action de rester muet, sans bouger, comme une pierre [1.3#873] 12 gonflement [1.20] |
Anagrams | 13 hizitra, zihitra |
Updated on 2023/02/24 |