Entry | 1 fizihirana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fibontsinana: Ny fizihiran' ny kibony no niantsoanay dokotera Fahatezerana: Tsy hadinoko ny fizihirany tamiko herinandro Fihenahenana tsy miteny: Tsy nisy ratsy nataony akory fa ny fizihirony no nahasosotra ahy |
Root | 4 zihitra |
Updated on 2024/12/11 |
![]() |