|
|
|
|

Entry1  fizihirana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fibontsinana: Ny fizihiran' ny kibony no niantsoanay dokotera
Fahatezerana: Tsy hadinoko ny fizihirany tamiko herinandro
Fihenahenana tsy miteny: Tsy nisy ratsy nataony akory fa ny fizihirony no nahasosotra ahy
Root  4  zihitra

Updated on 2024/12/11