Entry | 1 fatiantoka |
Elementary words | 2 faty, antoka |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fahavoazana amin' ny zavatra iray fa kely noho ny nahazoana na nanamboarana azy no namarotana azy: Voan' ny fatiantoka aho tamin' iny varotra iny Ny elanelan' ny vola nahazoana na nanamboarana zavatra iray sy ny vola azo tamin' ny nivarotana azy indray: Telopolo no fationtoko tamin' ny nivarotako iny vorontsiloza iny 5 [1.1][faty antoka] fahavoazana amin' ny varotra, izay mihatra amin' ny olona nivarotra zavatra latsaka noho ny masonkarena na izay nahazoany azy |
Explanations in English |
6 [1.2] [antoka, surety.] A loss sustained in trade by a bargain or contract. 7 [1.7] a financial loss; bankruptcy |
Explanations in French |
8 [1.8] perte, ruine (commerce) |
Examples |
9 ka tsy ho fatiantoka ve raha tsy izany? [2.4#] 10 Tsy fatiantoka ho anay ny nidiran' ny Romana nanjana-tany. [2.643#] |
Proverbs | 11 Proverbs containing the word fatiantoka |
Updated on 2023/12/10 |