Entry (1/3) | 1 adidy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavatra tsy maintsy atao takin' ny raharaha iandraiketana, ny toerana misy ny tena na ny fifandraisana amin' ny hafa: Adidin' ny mpitondra ny mifehy tsara ny firenena sy manao izay hampanan-karena ny tany./ Tsarovy fa adidinao manankanaovana ny manampy ireo fadiranovana henatra, andraikitra Tsiny, soketa: Manana adidy ianao raha manao izany Zavatra ekena hatao mba ho fanasoavana ny hafa: Ny adidy tsy an' olon-dratsy. 4 [1.13] zavatra tokony hotanterahina ka ananan-tsiny ny tsy fahavitana azy |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] responsibility; blame, censure 6 [1.2] something for which one is held responsible. See andraikitra |
Explanations in French |
7 [1.3, 1.8, 1.13, 1.5] devoir 8 [1.3, 1.8, 1.5] responsabilité 9 [1.3, 1.8] blâme, censure |
Examples |
10 adidinao ny mifehy tsara ny fianakavianao (Votre devoir est de bien gouverner votre famille) [1.3] 11 adidinao ny ahatongavan' ireo mpiasa ireo (Vous êtes responsable de l'arrivée de ces ouvriers) [1.3] 12 Avy eo ny filazana vaovao sy ny adidy samihafa. [2.470] |
Vocabulary |
13 Philosophy |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 19 fondro, soketa, tsiny |
Compound words |
|
Titles |
29 Adidy miafina (Rapatsalahy Paul) 30 Adidy nandresy fitiavana Tritriva (Rabetsimandranto Fidelis-Justin) |
Proverbs | 31 Proverbs containing the word adidy |
Entry (2/3) | 32 adidy |
Root | 33 didy |
Part of speech | 34 passive verb |
Explanations in Malagasy |
35 [1.1] Entina mandidy, ampiasaina handidiana: Aza dia ny vohon'antsy re no adidy itỳ voasary e! |
Explanations in English |
36 [1.2#114] used of that with which anything is cut |
Explanations in French |
37 [1.3] avec quoi on coupe, on découpe: Io antsy io no adidinao ny vorontsiloza (C'est avec ce couteau que vous devez découper le dindon) |
Morphology |
|
Proverbs | 42 Proverbs containing the word adidy |
Entry (3/3) | 43 adidy |
Part of speech | 44 noun |
Explanations in Malagasy |
45 [1.78] [Taisaka]
fanambarana fa tanin'olona, kalo |
Anagrams | 46 |
Updated on 2025/01/21 |