|
|
|
|

Entry (1/2)1  manadidy
Root  2  adidy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Manome tsiny, maniny: Tsy afaka hanadidy ahy ianao satria tsy nahalala velively izany aho
5  [1.78] [Sihanaka] [mañadidy] manome tsiny
Explanations in English  6  [1.2] To blame, to censure, to criminate, to attach the blame arising from responsibility. In the provinces ady is used for adidy.
Explanations in French  7  [1.3] Blâmer, censurer: Aza manadidy olona foana (Ne blâmez pas les gens sans motif)
Examples  8  ary nony manasa an-dRakotofotsy aho, manadidy Rakotomainty. [2.69#]
9  Fetsy ny olombelona ka manadidy ny tononandro sy ny razana kanefa izy indrindra no tena tompon'antoka. [2.639#]
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :

Entry (2/2)14  mañadidy
Part of speech  15  active verb
Explanations in Malagasy  16  [1.78] [Taisaka] misakana, mandrara
Morphology 
17  Present :
18  Past :
19  Future :
20  Imperative :

Anagrams  21  andidiam, dadimina, manadidy, mañadidy, mandidia

Updated on 2025/02/02