Entry | 1 adidina |
Root | 2 adidy |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tsinina, omena tsiny [1.1] |
Explanations in English |
5 To be charged with responsibility, to be liable to be blamed for, censured. [1.2] 6 to be blamed [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on blâme [1.3, 1.8] 8 qu'on censure [1.3] |
Examples |
9 noho ny nilazany ny amin' ny fiezahan' aina jamba, tsy manan-java-kendrena fa dia mitosaka ho azy tsy azo adidina, tsy manana adidy. [2.285#] |
Morphology |
|
Anagrams | 14 adadiny, adidina, andidia, didiana |
Updated on 2023/01/19 |