Entry | 1 vita |
Part of speech | 2 participle |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Efa, tontosa: Vita daholo ity ny asa vao mba tonga ianao Natao: Farafara vitako io fa tsy novidiko akory Azo atao: Vitako io fa aza matahotra ianao Tapitra: Vita ny trosanao izao ka aza manelingelina ahy intsony Tapaka, voafarana: Vita izay ny fanekena Maty, jingy: Notorahan' Ikoto indray mandeha mania ilay fodilahy dia vita terỳ |
Explanations in English |
4 [1.7] completed, finished; dead: tsy vita tsy ifanakonana (it takes cooperation to do the job) |
Explanations in French |
5 [1.8] fait, accompli, terminé; mort: tsy vita tsy ifanakonana (il faut travailler ensemble pour le faire) |
Examples |
6 vita ilay lakana [2.606#188] 7 Ho vitako ve izany? [2.4] 8 ny zava-bitan-dRalaimongo [2.472#193] 9 Tao tiana ho fantatra fa izao no atao hoe Vazaha, izao no zava-bitany [2.472#224] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles | 36 Kaonty tsy vita (Rapatsalahy Paul) |
Proverbs | 37 Proverbs containing the word vita |
Anagrams | 38 |
Updated on 2025/01/21 |