|
|
|
|

Entry (1/2)1  mamita
Root  2  vita
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manatanteraka, manatontosa, manapitra, manao hatramin' ny farany: Mbola mamita kely ny taratasy ho an-janako aho fa aza kotabaina ~ Hamita ny trosan-dRabe amiko aloha aho vao hanao trano
5  Manapaka, mamarana: Mamita ny fifanekeny ry zareo ao avaratra [1.1]
Explanations in English  6  to finish, to complete [1.7]
Explanations in French  7  terminer, achever [1.8]
Examples  8  Nantsoina ny vahoaka hiara-mamita an'io; [2.588#]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :

Entry (2/2)13  mamità
Root  14  vita
Part of speech  15  imperative of active verb mamita [Full list]
Explanations in Malagasy  16  [1.1]
Explanations in French  17  [1.3]

Anagrams  18  amitam, mamaty, mamita, mamità, mitama

Updated on 2023/01/20