|
|
|
|

Entry1  vitaina
Root  2  vita
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Efaina, tanterahina, atao manontolo hatramin' ny farany: Vitao haingana ny tranonao fa ho avy izao ny fahavaratra
Taperina, faranana: Vitao ny resaka fa mbola be mihitsy anie izany raharaha hatao izany e!
Tapahina: Tokony hovitaina ny fanekem-barotsika
Explanations in English  5  [1.7] to be completed, to be finished
Explanations in French  6  [1.8] qu'on finit, qu'on accomplit
Examples  7  Na inona na inona miseho, ny asa tsy maintsy vitaina. [2.472]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12 

Updated on 2025/01/21