Entry | 1 vita-nanahary |
Elementary words | 2 vita, Nanahary |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] tsy namboarin-tanan' olombelona fa vita nataon' Andriamanitra avy hatrany, voa-Janahary |
Explanations in English |
5 [1.7] a natural product not man made |
Explanations in French |
6 [1.8] produit naturel |
Examples |
7 Mety misy tsy mahalala kosa fa elektrisite vitananahary ny tselatra sy ny kotroka ary ny varatra. [2.332#] |
Compound words |
|
Proverbs | 9 Proverbs containing the word vita-nanahary |
Anagrams | 10 |
Updated on 2025/01/21 |