|
|
|
|

Entry1  vita-nanahary
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy namboarin-tanan' olombelona fa vita nataon' Andriamanitra avy hatrany, voa-Janahary
Explanations in English  4  [1.7] a natural product not man made
Explanations in French  5  [1.8] produit naturel
Examples  6  [2.332#] Mety misy tsy mahalala kosa fa elektrisite vitananahary ny tselatra sy ny kotroka ary ny varatra.
Elementary words  7  vita, Nanahary
Compound words 
Proverbs  9  Proverbs containing the word vita-nanahary

Anagrams  10  hanavaratiny, vita-nanahary

Updated on 2025/01/21