Entry | 1 lolohavina |
Root | 2 loloha |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Entina an-doha: Asio halana vao loiohavina ny siny Hajaina fatratra: Olona lolohaviko an-tampon' ny loha ianao, tompoko, ka tsy azoko tsiratsiraina |
Explanations in English |
5 [1.7] to be carried on the head |
Explanations in French |
6 [1.8] qu'on porte sur la tête |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word lolohavina |
Anagrams | 12 holalaovin, holalovany, ilolohavan, lolohavina, nilolohava |
Updated on 2023/01/20 |