Entry | 1 loloha |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fitondrana zavatra an-doha: Loloha kitay Fitindrana zavatra mitatao ambonin' ny loha: Loloha lanitra ka samy mitondra ny tandrifiny Ny havana akaiky izay sahirankirana na mananosarotra amin' ny fivelomana ka adidin' ny tena ny manohana azy: Lolohanao ireo antitra ireo ka tsy azonao ariana amin' olona. |
Explanations in English |
4 [1.7] the act of carrying on the head; family responsibility |
Explanations in French |
5 [1.3, 1.8] action de porter sur la tĂȘte 6 [1.3] les proches parents qu'il faut assister 7 [1.8] devoir d'assister les proches parents |
Examples |
8 [2.48] aza manary loloha fa hava'nao, hoy Andrimanelo tamy ny Halambo. |
Root | 9 loha |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Proverbs | 20 Proverbs containing the word loloha |
Anagrams | 21 lohalo, loloha |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |