Entry 1/3 |
foy
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny voronkely mivoaka avy ao amin' ny akoran' atody nisy azy, afaka tao anaty akorany: Foy androany ny atodin' Ikalamavo Vaky, potsika (vay): Efa ho foy io vay io ka izany no nahatonga azy harary mafy Mivoaka ny vava, mivoaka: Ny teny atody, hoy ny ohabolana, ka raha foy manana elatra Famotsehana ny hao na ny parasy amin' ny hoho. [1.1]
|
Explanations in English | Hatched Suppurated, drawn out, evacuated; burst out, as a shout Secret conversation becoming known [1.2]
|
Explanations in French | éclos [1.3, 1.82]
|
| Percé [1.3, 1.5]
|
| Divulgué [1.3, 1.5]
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry 2/3 |
foy
|
Part of speech | participle
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Ilaozana, ialana [1.78]
|
| Omena an-tsitrapo: Foiko ho anao iny fa mahasoava [1.1]
|
Explanations in English | Abandoned, given up [1.2, 1.7]
|
| Forsaken, deserted, despaired of. [1.2]
|
Explanations in French | Abandonné [1.8, 1.5, 1.82]
|
Examples |
1 | ho velona ny fanjakana tsy ho foy ny razana
[2.48]
|
2 | Ny fahamarinako dia hazoniko mafy ka tsy ho foiko
[2.996]
|
|
Morphology |
Present : |
foy,
foiko,
foinao,
foiny,
fointsika,
foinay,
foinareo,
foin',
foin-,
foim- |
Past : |
foy,
foiko,
foinao,
foiny,
fointsika,
foinay,
foinareo,
foin',
foin-,
foim- |
Future : |
ho foy,
ho foiko,
ho foinao,
ho foiny,
ho fointsika,
ho foinay,
ho foinareo,
ho foin',
ho foin-,
ho foim- |
|
Derivatives |
Compound words |
|
|
Entry 3/3 |
foy
|
Part of speech | passive verb
|
Explanations in French | [Taisaka]
Qui ose [1.82]
|
|