|
|
|
|

Entry1  fahafoizana
Root  2  foy
Part of speech  3  noun
Examples  4  ary ny fahaizana ny dihy sy ny tsy fahafoizana ny tompony, no nanirian' Andrianampoinimerina [2.48]
5  Eny, ho hitan'ny maro amin'izao fahafoizana ataonareo izao fa olona voazaha toetra tokoa hianareo, ka hankalaza an'Andriamanitra izy noho ny fanoavanareo manaraka ny Evanjelin'ny Kristy, sy noho ny hatsoram-ponareo mampiombona azy sy ny olona rehetra aza amin'ny soanareo. [2.996]
Morphology 
6  Simple :
7  Prefixed :
Compound words 

Updated on 2023/02/03