Entry |
mahafoy
(foy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Afaka hisaraka amin' ny zavatra na olona iray: Tsy mahafoy ahy i dadabe [1.1]
|
Explanations in English | Same as mamoy, but also used to express giving, as: mahafoy vola, liberal in giving money.
[1.2]
|
| To be willing or able to give up [1.7]
|
Explanations in French | Qui abandonne ou peut abandonner [1.3]
|
Examples |
1 | fa raha tsy hendry hianao, mora mahafoy aho;
[2.69]
|
2 | Tsy mahafoy vola hamidy takotra ka manta vary.
[2.436]
|
|
Morphology |
Present : |
mahafoy |
Past : |
nahafoy |
Future : |
hahafoy |
Imperative : |
mahafoiza |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|