Entry |
mamoy
(mamo)
|
Part of speech | imperative of active verb mamoina
|
|
Entry |
mamoy
(foy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
mihataka,
miala
[1.78]
|
| Very zavatra, maty havana ka tsy manantena azy intsony:
Efa namoy ilay bokiko very aho kango hay hitako ihany ~
Ny harivan' ny andro voalohany amin' ny Fandroana ny Malagasy no mamoy [1.1]
|
Explanations in English | To forsake, to desert. [1.2]
|
| To give up To lose by death [1.7]
|
Explanations in French | Renoncer [1.3, 1.8]
|
| Abandonner, céder à, donner [1.3]
|
| Perdre quelqu'un par la mort [1.8]
|
Examples |
1 | Mafy anie a Rangahy, ny mamoy tsisy takalony ahay.
[2.245]
|
2 | Aleo maty toy izay manompo Vazaha sy mamoy ny fomban-drazana.
[2.588]
|
|
Morphology |
Present : |
mamoy |
Past : |
namoy |
Future : |
hamoy |
Imperative : |
mamoizo |
|
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry |
mamoy
(foy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Vaky mandeha nana, mivoaka nana: Namoy ilay vay teo an-kandriny [1.1]
|
Explanations in English | To suppurate [1.2]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mamoy |
Past : |
namoy |
Future : |
hamoy |
Imperative : |
mamoiza |
|
|
Entry |
mamoy
(foy)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mamotsika: Mamoy hao (fiteny koa ny hoe mifoy: mifoy hao) [1.1]
|
|