Entry (1/2) | 1 miala |
Root | 2 ala |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Manala amin' ny tena: Miala tsiny, miala satroka Afaka: Tsy mety miala io pentina io na sasana aza Mijanona tsy ho...: Miala tsy ho ben' ny tanàna intsony, hono, Randria Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahavoa Miainga: Miala amin' ny 4 maraina izahay rahampitso |
Explanations in English |
5 [1.2, 1.7] to leave, to go away 6 [1.2] to go out, to retire |
Explanations in French |
7 [1.8] partir, quitter un lieu |
Examples |
8 Tsy mbola niala teo am-baravarankely ihany I Saonina... [2.470] 9 hiala ihany koa anefa aty aoriana. [2.472] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 66 Proverbs containing the word miala |
Entry (2/2) | 67 mialà |
Root | 68 ala |
Part of speech | 69 imperative of active verb miala [Full list] |
Explanations in Malagasy |
70 [1.1] |
Explanations in French |
71 [1.3] |
Anagrams | 72 |
Updated on 2025/01/21 |