|
|
|
|

Entry1  miala vonkina
Elementary words  2  miala, vonkina
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  mamono, na tezitra ka miteny mafy sy manaram-po izaitsizy amin' izany [1.1]
Explanations in French  5  se donner du mouvement, détendre les nerfs
6  agir de toutes ses forces, décharger sa colère sur quelqu'un [1.3#857]
Examples  7  Avy niady mivady angamba, dia aty amiko no hiala vonkina! [2.528#90]

Updated on 2023/10/17