Entry | 1 miala safay |
Elementary words | 2 miala, safay |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] (manao alasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! niala safay fotsiny ianao fa tsy tena namafa |
Explanations in English |
5 [1.2] to trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. 6 [1.7] to work for appearance's sake only |
Explanations in French |
7 [1.8] travailler pour la bonne forme seulement |
Synonyms | 8 manao alasafay, misafay |
Proverbs | 9 Proverbs containing the word miala safay |
Updated on 2024/12/10 |