|
|
|
|

Entry1  misafay
Root  2  safay
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] (manaoalasafay no fampiasa matetika indrindra) Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nisafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa
Morphology 
5  Present :
6  Past :
7  Future :
Synonyms  8  miala safay, manao alasafay

Anagrams  9  FISAMIA, misafay, misafia

Updated on 2025/02/02