Entry | manao alasafay | |
Elementary words | manao ; ala safay | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Manao kely foana fa tsy tena manao mba ho fialana tsiny fotsiny: Oadray! ry Koto, izao ve mba fafa trano e! nanao alasafay fotsiny ianao fa tsy tena namafa [1.1] | |
Explanations in English | To trifle, to act perfunctorily, to do a thing for mere appearance's sake. [1.2] | |
Synonyms | miala safay ~ misafay | |
Updated on 2023/04/16 |