|
|
|
|

Entry1  ala safay
Elementary words  2  ala, safay
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fanaovan-javatra tsizarizary mba hisehoana ho nanao fotsiny ka hahafa-tsiny eo imason' ny olona
Explanations in English  5  [1.2] Used in the following: miala safay
Examples  6  Teny foana ny masoko, hany ka na dia ny vavaka fanao eo am-pidirana aza natao alasafay fotsiny. [2.4]
7  Mba nody nampidirina alasafay ihany ny Teny sy ny Tantara malagasy, saingy mbola ny teny frantsay ihany no taranjam-pianarana nahafaka na tsy nahafaka fanadinana. [2.503#]
Compound words 
Quotes  9  Texts mentioning ala safay

Updated on 2024/12/07