|
|
|
|

Entry (1/2)1  miala
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Manala amin' ny tena: Miala tsiny, miala satroka
Afaka: Tsy mety miala io pentina io na sasana aza
Mijanona tsy ho...: Miala tsy ho ben' ny tanàna intsony, hono, Randria
Mihataka, mandositra: Niala maina nanao nony tsy nahavoa
Miainga: Miala amin' ny 4 maraina izahay rahampitso
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] to leave, to go away
5  [1.2] to go out, to retire
Explanations in French  6  [1.8] partir, quitter un lieu
Examples  7  [2.470] Tsy mbola niala teo am-baravarankely ihany I Saonina...
8  [2.472] hiala ihany koa anefa aty aoriana.
Root  9  ala
Morphology 
10  Present :
11  Past :
12  Future :
13  Imperative :
Compound words 
Proverbs  66  Proverbs containing the word miala

Entry (2/2)67  mialà
Part of speech  68  imperative of active verb miala [Full list]
Explanations in Malagasy  69  [1.1]
Explanations in French  70  [1.3]
Root  71  ala

Anagrams  72  ailam, alaim, alami, ialam, lamai, malay, malia, mialà, miala

Updated on 2025/04/19