Entry (1/4) | 1 mamo (hamo) |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy | 3 Nihinana na nisotro zavatra be loatra ka nanjary tsy tia intsony; lao: Mamom-paraky ny anao lahy 4 Very saina noho ny herin' ny zavapisotro mahery nosotroina: Mamo maty izy ka noraofina tany an-tatatra [1.1] |
Explanations in English | 5 drunk; disgusted; tired out [1.7] |
Explanations in French | 6 ivre; dégoûté; épuisé [1.8] |
Derivatives |
|
Analogs | 13 Mienjika, varivariny, jaonjaona, tafiditra, didy, mitadidy, mivembena, doroka, mandraingiraingy, jobo, birika, leon-toaka, trabo, mena maso, mandrefy lalana, manao tari-damba, mirediredy, very saina, mamo maty, mamo be ohatra ny omby |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word mamo |
Entry (2/4) | 18 mamo |
Part of speech | 19 adjective |
Explanations in Malagasy | 20 sorena [Taisaka] [1.78] |
Entry (3/4) | 21 mamo |
Part of speech | 22 noun |
Vocabulary |
23 Zoology: invertebrates |
Explanations in Malagasy | 24 moka [Taisaka] [1.78] |
Entry (4/4) | 25 Mamo |
Part of speech | 26 name (ethnonym) |
Vocabulary |
27 History: clans, tribes |
Compound words |
|
Anagrams | 29 Mamo, mamo, Mamo, mamo |
Updated on 2023/10/19 |