|
|
|
|

Entry1  afoy
Root  2  foy
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.78] [Taisaka] alana
5  [1.1] Omena tanteraka, atao sorona: Nafoin' izany lehilahy izany hoan' ny tanindrazany ny ainy
Tsy antenaina intsony: Nafoikony famantaranandroko very
Explanations in English  6  [1.2] to be forsaken, to be abandoned, to be forgotten, as the dead.
7  [1.7] to be given up
Explanations in French  8  [1.3#180, 1.8] qu'on abandonne
9  [1.3#180] qu’on cède, qu’on sacrifie, à quoi on renonce, qu’on rejette: Nafoiny ho an’ ny sakaizany ny ainy (Il a sacrifié sa vie pour son ami) ~ Nafoiko ny peratro very (J’ai renoncé à l’anneau que j’ai perdu
Examples  10  Ny nofo anefa no afoy fa ho tratram-pahalovana! [1.272]
11  Tsy afoy kosa na dia zaza am-pombaina anio aza. [2.245]
Morphology 
12  Present :
13  Past :
14  Future :
15  Imperative :
Proverbs  16  Proverbs containing the word afoy

Anagrams  17 

Updated on 2025/01/21