Entry (1/3) | 1 famoizana |
Root | 2 foy |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in English |
4 rejection, abandonment ; renunciation [1.7] |
Explanations in French |
5 L’action d’abandonner, de renoncer 6 Les souvenirs donnés aux défunts le matin du premier jour de l’an ou Fandroana [1.3] 7 action de renoncer, de perdre [1.8] |
Examples |
8 dia lasan'Andriamanitra nanao azy Rasoanorovelo, dia nihatra ny famoizana azy! [2.59#] |
Vocabulary |
9 Emotions |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 12 famoizana |
Root | 13 foy |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 Fahavakisana vay, famoahana nana [1.1] |
Vocabulary |
16 Health |
Entry (3/3) | 17 famoizana |
Root | 18 foy |
Part of speech | 19 noun |
Explanations in Malagasy |
20 Fanononan-tena fa tsy hahita ny very na ny maty intsony 21 Zavatra atao ho mariky ny fanaovam-beloma farany ny maty iray: Itỳ lambamena itỳ no Tara famoizana an' Itompokolahy 22 Fanomezana tanteraka: Misaotra erampo amin' ny famoizanareo fotoana sy vola mba hanampiana anay [1.1] |
Explanations in English |
23 Any medicine or charm used on recovering from illness to prevent a relapse. 24 A charm given to make one forget a past evil, a misfortune, a deceased parent, or to a child to make it forget its mother, etc. 25 the last ceremonies performed for the dead. See afana [1.2] |
Vocabulary |
26 Health 27 Religions, Beliefs |
Updated on 2023/03/29 |