Entry (1/3) | 1 famoizana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 [1.7] rejection, abandonment ; renunciation |
Explanations in French |
4 [1.3] L’action d’abandonner, de renoncer Les souvenirs donnés aux défunts le matin du premier jour de l’an ou fandroana 5 [1.8] action de renoncer, de perdre |
Examples |
6 [2.59#] dia lasan'Andriamanitra nanao azy Rasoanorovelo, dia nihatra ny famoizana azy! |
Vocabulary |
7 Emotions |
Root | 8 foy |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 11 famoizana |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.1] Fahavakisana vay, famoahana nana |
Vocabulary |
14 Health |
Root | 15 foy |
Entry (3/3) | 16 famoizana |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] Fanononan-tena fa tsy hahita ny very na ny maty intsony Zavatra atao ho mariky ny fanaovam-beloma farany ny maty iray: Itỳ lambamena itỳ no Tara famoizana an' Itompokolahy Fanomezana tanteraka: Misaotra erampo amin' ny famoizanareo fotoana sy vola mba hanampiana anay |
Explanations in English |
19 [1.2] Any medicine or charm used on recovering from illness to prevent a relapse. A charm given to make one forget a past evil, a misfortune, a deceased parent, or to a child to make it forget its mother, etc. the last ceremonies performed for the dead. See afana |
Vocabulary |
20 Health 21 Religions, Beliefs |
Root | 22 foy |
Updated on 2025/02/02 |
![]() |