|
|
|
|

Entry (1/2)1  fanoto
Root  2  toto
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fomba entina manoto: Ny fanoton' ny omby
Azo totoina: Ny tsaramaso tsy mba fanoto

Entry (2/2)5  fanoto
Root  6  toto
Part of speech  7  noun
Explanations in Malagasy  8  [1.1] Fitaovana entina mamotipotika zavatra na mikosika ny vary akotry hialan' ny hodiny ao anaty laona: Hazo boribory lovoiava mazàna ny fonoto
Explanations in English  9  [1.2] A pestle, a rammer
an iron crow-bar.
10  [1.7] pestle
Explanations in French  11  [1.8] pilon
Vocabulary  12  Tools
Compound words 
Proverbs  16  Proverbs containing the word fanoto

Anagrams  17  fanoto, fatono, fotano, fotoan, fotona, nafoto, natofo, tafono, tofona

Updated on 2023/08/03