Entry (1/2) | 1 toto |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Famotipotehana zavatra amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Toto voanjo 4 Fikosehana ny vary akotry amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny ka hahafotsy azy: Toto vary 5 Ny potiky ny zavatra nozerana loha fanoto misesisesy: Toton-tsakay 6 Famelezan' ny omby na biby hafa amin' ny fisoirany amin' ny tandrony [1.1] |
Explanations in French |
7 (toute l'île). Nom général des matières pilées dans un mortier. Exemples : toto-katsaka, toto-koba, toton-tsakay [1.196] |
Vocabulary |
8 Botany |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 19 toto |
Part of speech | 20 noun |
Explanations in Malagasy |
21 mandeha ran'orona, velezina [Tambahoaka]
[1.78] 22 fijininihan'ny ra an'orona [Taisaka] [1.78] |
Vocabulary |
23 Health |
Updated on 2023/07/10 |