|
|
|
|

Entry1  totoina
Root  2  toto
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Potipotehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy: Totoina ny voanjo
5  Kosikosehina amin' ny fanazerana misesisesy loha fanoto aminy mba hialan' ny hodiny: Totoy ny varintsika, Rabelohako ity!
6  Asian' ny omby (na biby hafa) amin' ny fisoirany amin' ny tandrony: Nototoin' ny ondralahy ilay zaza [1.1]
Morphology 
7  Present :
8  Past :
9  Future :
10  Imperative :
Compound words 
Proverbs  12  Proverbs containing the word totoina

Anagrams  13  taon' ito, totoina

Updated on 2023/01/20