Index |
|
|
|
Proverbs : totoina
|
|
|
Proverb 1 | Miangolangola manan-drojo: zara raha misy ho-totoina. [2.165 #596, 2.415 #4692, 2.558 #2255, 2.653 #1722]
|
French translation | Faire des façons quand on a du riz à gros grains : c' est à peine si on en donne à piler. [2.415]
Faire le dégoûté quand on a du bon riz! Et si vous n' en aviez pas du tout! [2.165]
|
French interpretation | Se disait des gourmets. [2.415 #4692]
|
|
|
Proverb 2 | Tsy mitaino volan-andevo : omana ny vary totoiny. [1.147 #T166]
|
|
|
Proverb 3 | Vari-vory amin' abatoraka : totoina tsy miray fotsy, ahandroin-tsy miray masaka. [2.558]
|
|
|
Index |
|
|