Entry | 1 ahandroina |
Root | 2 handro |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] jereo handroina |
Explanations in French |
5 [1.3] qu'on fait cuire ou bouillir |
Examples |
6 ahandroina any amin' ny kilasimandry izay trondro azo nony hariva ho fanampin-daoka. [2.356#] 7 Misy roalahy no mpahandro, ka ao anatin' ny hena dia ahandroina ny atiny, ny trafony. [2.606#] |
Morphology |
|
Other spellings | 12 handroina, andrahoina |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word ahandroina |
Anagrams | 14 ahandrinao, ahandroany, ahandroina, ahandronay, Anahidrano, andarohany, andrahoany, andrahoina, androahany, handaroany, handoarany, handoranay, handrainao, handrianao, handroanay, hanodirana, haondranay, hiandranao, hidaronana, hirodanana, nirodahana, rahondiana |
Updated on 2025/02/02 |