Entry | 1 andrahoina |
Root | 2 handro |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in French |
4 qu'on fait cuire ou bouillir [1.3] |
Examples |
5 Da nampamono akoho, hono, Rafotsiarifanahy, ka nasainy nandrahoina, ka nony masaka, dia naniraka ankizivavy roa izy hanatitra azy. [2.293] 6 koa manendasa izay hendasinareo, ary mahandroa izay handrahoinareo, ary izay sisa rehetra dia avelao ho anareo, hotehirizina ho tra-maraina. [2.996] |
Morphology |
|
Other spellings | 11 ahandroina, handroina |
Compound words |
|
Proverbs | 13 Proverbs containing the word andrahoina |
Anagrams | 14 ahandroina, Anahidrano, andrahoina, rahondiana |
Updated on 2023/01/20 |