|
|
|
|

Entry1  handroina
Root  2  handro
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Masahina amin' ny afo, na tenehina izany na ampangotrahina: Efa nohandroinao ve ny vary?
(Manana endrika roa hafa izay samy fampiasa tsara io teny io:
1) ahandroina, izay nalaina avy amin' ny fifanahafan' endrika amin' ny matoanteny mpamari-toe-javatra ahandroana: Efa nahandroinao ve ny vary?
2) andrahoina, izay teny mifamadi-baninteny amin' ny ahandroina ihany (jer. Ahazoana sy azahoana): Efa nandrahoinao ve ny vary?
Marihina fa amin' izy telo ireo, dia ity farany no be mpampiasa indrindra)
Explanations in English  5  [1.2] ahandroina
6  [1.7] to be cooked
Explanations in French  7  [1.8] qu'on fait cuire ou bouillir
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :
Other spellings  12  ahandroina, andrahoina
Proverbs  13  Proverbs containing the word handroina

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21