Entry | 1 totorebika |
Elementary words | 2 toto, rebika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Dihy manao don-tongotra amin' ny tany tsy an-kijanona [1.1] |
Explanations in English |
5 a dance of joy [1.7] |
Explanations in French |
6 danse de joie [1.8] |
Examples |
7 Niditra ny loholona, nanao dihy tsinjaka, ary nanaraka ny vehivavy, nanao totorebika sy dada. [2.270#] 8 Ny totorebika: ity dia maro mpahalala: manao sikim-balaka ny lehilahy manao azy, manipy sandry malefadefaka dia raikitra mitoto amin' izay, ny tongotra toy ny mively langoraony, mitana ba, manamafy ny lamako. [2.436#] |
Updated on 2023/07/13 |