|
|
|
|

Entry1  manao toton' omby bory
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] enti-milaza ny fanaovana letrezana, na fisisihana amim-pahamaikana tsy misy hataka andro; manao an' aina sy kitoatoa; manao an-drezatra na an' aina ary tsy am-piheverana
Elementary words  4  manao, toto, omby bory

Updated on 2024/12/07