|
|
|
|

Entry1  tanora
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tsy be taona niainana, zatovo, herotrerony: Tanora kokoa ny rainao noho ny raiko ~ Maty tanora
(loko na volon-javatra) Matsora: Tiako ity lamba manga tanora ity
Explanations in English  4  [1.7] young, immature; light in color; young people
Explanations in French  5  [1.8] jeune; de couleur claire; jeune gens
Examples  6  Zavatra mahatsiravina sy nanaitra ny sain'ireo zatovo roa lahy tanora fanahy ireo loatra izany fialan'aina hitany izany. [2.324]
7  Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao: [2.470]
Derivatives 
8  Passive verbs :
9  Names :
10  Adjectives :
Compound words 
Titles  18  Angolangolan' ny Tanora (Rajaonarivelo Auguste)
19  Voambolana ampiasaina eo amin' ny fanabeazana ny tanora ho olom-pirenena : Vocabulaire pour l' éducation civique des jeunes (Akademiam-pirenena Malagasy)
Proverbs  20  Proverbs containing the word tanora

Anagrams  21 

Updated on 2025/01/21