|
|
|
|

Entry1  hatanorana
Root  2  tanora
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Ny fizaran' ny fiainan' ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin' ny fotoana isandratany ary ivelaran' ny sainy sy ny toe-batany: Matanjaka sy mahery fony fahatanorana, saingy tsy ampy fandanjalanjana / Ny fahatanoran' ny andro, ny misandratra andro
Explanations in English  5  [1.7] youth; the days of youth
Explanations in French  6  [1.8] la jeunesse, le jeune âge
Proverbs  7  Proverbs containing the word hatanorana

Anagrams  8 

Updated on 2025/01/21