Entry | fahatanorana (tanora) | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Ny fizaran' ny fiainan' ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin' ny fotoana isandratany ary ivelaran' ny sainy sy ny toe-batany: Matanjaka sy mahery fony fahatanorana, saingy tsy ampy fandanjalanjana / Ny fahatanoran' ny andro, ny misandratra andro [1.1] | |
Explanations in English | Youthfulness; the days of youth [1.7] | |
Explanations in French | état de jeunesse; le jeune âge [1.8] | |
Proverbs | Proverbs containing the word fahatanorana | |
Anagrams | fahatanorana, fahatoranana, fanatorahana |
Updated on 2023/01/20 |