|
|
|
|

Entry1  entana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Zavatra entina amin' ny tanana: Mitondra entana mavesatra izy fa ampio
4  Ireo zavatra tsy misaraka amin' ny tena raha mivahiny na mifindra transi (akanjo, firakofana, fanaka...): Aza hadinoina ny entanareo rehefa mivoaka ny fiaran-dalamby
5  Izay amidy ao ampivarotana (matetika anefa amin' ity hevitra ity, ampiana ny teny hoe Varotra): Aza kasikasihina na entako, ny entam-barotro, raha tsy hividy ianao
6  Olona miankina amin' ny tena ka velomina sy iadidiana: Entana ho azy tokoa ireo iray tampo amin' ny vadiny mipetraka ao aminy
7  Ny faty entina halevina lavitra: Napetraka tao an' efitra madio ny entana raha vao tonga
8  Fehezan-javatra atao indray mitondra: Kitay telo entana (atao koa hoe anentana) [1.1]
Explanations in English  9  a burden; baggage [1.7]
Explanations in French  10  fardeau, bagage, marchandise [1.3, 1.8]
11  paquet, ballot, effets, charge
12  parents ou amis pauvres qu'on prend à sa charge [1.3]
Examples  13  Dia efa tahaka izao ny toetr' ireo entana ireo? [2.471]
14  Ary inona kosa ity entana anaty gony nentinareo niditra ity ? [2.472]
Morphology 
15  Simple :
Derivatives 
16  Active verbs :
17  Passive verbs :
18  Relative verbs :
19  Names :
20  Adjectives :
Analogs  21  loloha, anentana
Compound words 
Phytonyms 
Proverbs  28  Proverbs containing the word entana

Anagrams  29  antena, entana

Updated on 2023/05/23