Entry (1/2) | 1 manentana |
Root | 2 entana |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manainga, mibata: Iza no hanentana ny vilany? 5 Manetsiketaika: Tokony hanentana ho amin' ny tsara mandrakariva isika rehefa mikabary [1.1] 6 manainga, manetsiketsika [1.13] |
Explanations in French |
7 soulever, lever, transporter; faire tressaillir, saisir [1.3#127] 8 sensibiliser [1.13] |
Examples |
9 manentana ny tantsaha hanao ity voly ity ny tekinisianina. [2.445#] 10 Ny fihararetran' ny fahavelomana ao anaty no manentana ny fahavelomana etý [2.285#] 11 Eo andaniny indray kosa, hery manentana, mampijoro sy mamelombelona ireo rafitra eo ambaniny ireo. [2.606#] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Entry (2/2) | 17 manentàna |
Root | 18 entana |
Part of speech | 19 imperative of active verb manentana [Full list] |
Explanations in Malagasy |
20 [1.1] |
Anagrams | 21 anantenam, anentanam, manantane, manantena, manantenà, manentàna, manentana, namantena |
Updated on 2024/06/03 |