Entry | 1 fientanana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fahatairana sy fiaingana tampoka any anaty, fiontanana: Fientanan' ny fo |
Explanations in French |
4 [1.3#127] L’action de tressaillir |
Examples |
5 [2.285#] Mamoha fientanana tsy mbola tafapoitra tanteraka ao amin' ny olona ny soratra; 6 [1.369#] Hany ka, noho ny toe-javatra nafanafana tao amin' io faritr' izao tontolo izao io, dia nisy fientanana vaovao hanao fikarohana teolojika. |
Root | 7 entana |
Anagrams | 8 anantefany, fantenanay, fientanana, ifantenana, nantefaina, niantefana |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |