|
|
|
|

Entry (1/3)1  takatra
Part of speech  2  participle
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Sihanaka] tratra
4  [1.78] [Tanala] tratran'ny tànana ( raisina )
5  [1.1] Tratran' ny tanana, azon' ny tanana raisina: Tsy takatro io voankazo io fa avo loatra. / Vakin' io zaza kely io izay rehetra takany
Mety ho tratran-javatra atsipy na atoraka: Ho takatoraka va re irỳ trano menamena, irỳ?
Mety ho vita noho ny fananana saina, vola: Lafo loatra izany ka tsy takatry ny volako!
Explanations in English  6  [1.7] reached or attained; understood
Explanations in French  7  [1.3] atteint par la main, par un instrument, par un projectile: Tsy takatra io voankazo io (On ne peut pas atteindre ce fruit avec la main) ~ Tsy taka-toraka io trano io (On ne peut pas atteindre cette maison avec une pierre)
perçu par la vue, par l'intelligence: Tsy takatry ny saintsika izany (Notre intelligence ne peut pas comprendre cela)
a quoi on peut parvenir par ses talents, par son argent: Tsy takatry ny volako izany (Je n'ai pas assez d'argent pour atteindre ce prix)
8  [1.8] qu'on atteint; compris
Examples  9  "Tsy takatra tokoa izany," hoy ny olona. [2.293]
10  ary na Ambohimiarina aza dia takatra itampodiàna. [2.588#]
Morphology 
11  Present :
12  Past :
13  Future :
Derivatives 
14  Active verbs :
15  Passive verbs :
16  Relative verbs :
17  Names :
Synonyms  18  takatre
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs  30  Proverbs containing the word takatra

Entry (2/3)31  takatra
Part of speech  32  adjective
Explanations in French  33  [1.3] maigre
34  [2.415] Se disait des maigres.

Entry (3/3)35  takatra
Part of speech  36  noun
Explanations in Malagasy  37  [1.1] Vorona mitovitovy habe amin' ny vantotr' akoho saingy lava vozona sy lava vava, nefa ny bikan' ny lohany no manaitra avy hatrany fa tazana mandrakariva toa fisaka, nefa ny marina dia ny volony no somary lava eo ankatony sady mitsangan-dava misandrahaka; ny volon' endriky ny tenany rehetra dia manja vasoka
Explanations in English  38  [1.7] the tufted umber (bird)
Explanations in French  39  [1.3] oiseau brunâtre, de mauvais augure, qui construit un nid énorme, ombrette; Scorpus umbretta, Gm.
40  [1.54] ombrette
41  [1.8] l'ombrette, oiseau d'eau
42  [2.415] Oiseau de mauvais augure.
Examples  43  Ny papango fangalarina
ny goaika didimaso
ary ny takatra lava hatoka
samy ratsy ka mifanenitra
[2.131]
Vocabulary  44  Zoology: birds
Compound words 
Zoonyms 
Proverbs  51  Proverbs containing the word takatra
Quotes  52  Texts mentioning takatra

Anagrams  53 

Updated on 2025/01/21