Entry |
manakatra
(takatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miezaka hahatratra zavatra ambony toerana ka manatsotra ny sandry: Manakatra sary ~ Tsy afaka hanakatra izany ny sainao [1.1]
|
Explanations in English | To try the depth of water; to try to reach up to something [1.7]
|
Explanations in French | Sonder la profondeur de l'eau; chercher à atteindre [1.8]
|
Examples |
1 | Ahafahana manakatra izany na dia ny anarana iantsoana ihany aza.
[2.606]
|
2 | tsy maintsy natao izay hahazoan' ny sain' ny olona tamin' izany manakatra azy.
[1.369]
|
|
Morphology |
Present : |
manakatra |
Past : |
nanakatra |
Future : |
hanakatra |
Imperative : |
manakara |
|
Compound words |
|
|