Entry (1/2) | 1 takarina |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fandehanana miresaka na mihinana any an-tranon' olon-kafa [1.1] |
Explanations in French |
4 action de chercher à causer et à manger chez les autres [1.3#650] |
Examples |
5 Raha mararin-teny, aza tia takarina. [2.69#] 6 Tsy ho haiko vinaniana, tsy ho azoko takarina. [2.928#] 7 Miendrikendrika hevitra somary saro-takarina ihany io na dia izany aza. [1.369#] |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 13 takarina |
Root | 14 takatra |
Part of speech | 15 passive verb |
Explanations in Malagasy |
16 Ezahina tratrarina amin' ny tanana: Takaro kely io sary hitsinao io [1.1] |
Explanations in English |
17 to be reached, to be attained to [1.7] |
Explanations in French |
18 auquel on atteint, où l'on arrive [1.8] |
Examples |
19 Tsy ho haiko vinaniana, tsy ho azoko takarina. [2.928#] |
Morphology |
|
Anagrams | 24 akatrany, akitrana, anakitra, anatrika, antarika, antraika, atakarin, katraina, natakari, natarika, natraika, natrakay, niakatra, takarina, taranaky |
Updated on 2024/06/04 |