Entry (1/2) | 1 tanty |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Haron-kely fasiana ny vary hanina amin' ny indray andro; harona fisapisaka anantazan-javatra; ravin' akondro asiana ny vary miharo ronono sy tantely hanina amin' ny fandroana |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Toponyms |
|
Proverbs | 15 Proverbs containing the word tanty |
Entry (2/2) | 16 tanty |
Part of speech | 17 participle |
Explanations in Malagasy |
18 [1.1] Azo iaretana sy ihafiana, zaka: Tsy tanty ny hatsiaka androany izany Azo leferina, lefitra: Tantinao ve izany teny feno eso izany |
Explanations in English |
19 [1.7] endured |
Explanations in French |
20 [1.8] qu'on supporte |
Morphology |
|
Compound words |
|
Updated on 2025/01/21 |